| Entrée | 1 vatasarihina | 
| Mots élémentaires | 2 vata, 3 sarihina | 
| Partie du discours | 4 nom | 
| Explications en anglais | 5   [vata sarihina]
 a drawer [1.7] | 
| Explications en français | 6   [vata sarihina]
 tiroir [1.8] 7 tiroir [1.13] | 
| Exemples | 8   Tsy namaly Dr Joely fa naka fanalahidy, dia namoha vatasarihina iray.
[2.529#] 9 Nalainy tamin' ny vatasarihina teo akaiky tokoa ilay poketrako dia nomeny ahy. [2.4#] 10 Volana vitsivitsy taorian'izay kosa, sendra nifanojo tami-mpandrafitra iray avy any Ambositra aho, ary dia nampanao lakam-panorona voasokitra (marqueterie), misy vatasarihina sy voahosotra varinesy. [2.503#] | 
| Vocabulaire | 11 Economie: articles ménagers | 
| Synonymes | 12 vatasarika | 
| Mis à jour le 2025/09/12 |   |